Entry | 1 fehinkibo |
Elementary words | 2 fehy, kibo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.65] anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka |
Examples |
5 [2.117#] Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pĂ´ketra na fehinkibo. |
Vocabulary |
6 Economy: clothing |
Other spellings | 7 fehikibo |
Synonyms | 8 hetra |
Article |
9 Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana) |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |