|
|
|
|

Entry1  fehy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana
Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores.
Explanations in English  4  [1.2] a tie, a knot
superintendence, guidance, inspection, control, presiding care.
5  [1.7] the act of tying; a knot
Explanations in French  6  [1.8] action de lier; noeud
Examples  7  Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356]
8  ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny
ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy
ny zanak'olona tsy azo atao izany
[2.131]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Analogs  14  vona, fatotra, rohy, fehy maty, fehy singory, fehy handrotra, tadivavarana
Compound words 
Proverbs  45  Proverbs containing the word fehy

Anagrams  46 

Updated on 2025/01/21