Entry | 1 fehin-kevitra |
Elementary words | 2 fehy, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 conclusion [4.70] |
Explanations in French |
5 conclusion [4.70] |
Examples |
6 Fehin-kevitra haingana loatra izany [1.369] 7 Ireto misy fehin-kevitra lehibe amin'ny fanadihadiana tamin'ny taona 2019 [4.70#2020.07.08] 8 Ny momba an' io, ny SeFaFi dia mitsipaka mafy ny fehin-kevitra nolanian' ny Parlemanta Eropeana ny 11 febroary [4.27#2010/02/19] |
Other spellings | 9 fehikevitra, fehikevitra, fehinkevitra |
Updated on 2023/03/25 |