Entry | 1 mamehy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha |
Explanations in English |
4 [1.2] to tie up, to knot. 5 [1.7] to tie |
Explanations in French |
6 [1.8] lier, attacher |
Examples |
7 [1.38] Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. 8 [4.27] Ireto avy ny fepetra mamehy izany: |
Root | 9 fehy |
Morphology |
|
Analogs | 14 mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza |
Compound words |
|
Anagrams | 16 mamehy, mihame |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |