Entry (1/3) | 1 mandadina |
Root | 2 dadina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana 5 Mandady ka manodidina, mamaditra: Mandadina amin' ny hazo ny vahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to twist, to wreathe, to entwine, to tie [1.2] |
Examples |
7 ny vahy sy ny havoatra miantsampy mandadina amin' ny hazo, ny oviala sy ny anatsongan' ala; [2.587#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 16 mandadina |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 mihanika [Bezanozano]
[1.78] |
Entry (3/3) | 19 mandadina |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 (de ladina : tige rampante). Malzac orthographie mandadiana et ajoute : « nom d'une plante rampante » : Ludwigia prostrata Roxb. (Onagraceae) d'après Perrier de la Bâthie dans le Flore de Madagascar, Onagraceae (1950) p. 9-10. Petite herbe commune du bord des rizières et étangs. C'est par erreur que Decary l'a identifiée à Ludwigia jussiaeoides Lam., grande herbe annuelle érigée. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
22 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 24 andadiman, andadinam, mandadina, nandadiam, nandadima |
Updated on 2023/01/20 |