Entry (1/3) | 1 ladina |
Root | 2 lady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 anihina mikisaka: Noladin' ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy [1.1] |
Explanations in French |
5 Dont on s’approche en rampant, sur quoi on rampe: Noladin’ ny trambo ny tongony (Le cent-pieds a rampé sur son pied) [1.3#366] |
Examples |
6 Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#] 7 Tsy nisy intsony ny natory nanao ladina an-tany. [2.472#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 13 ladina |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Ny tahon' ny zavamaniry mananika amin' ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatavo 16 Fampifanolanana na fanodidinana tady manodidina zavatra iray 17 Lafika vita amin' ny fon-jozoro na amin' ny mololom-bary, izay mazàna amefena ny aty rindrin' ny lava-bary [1.1] 18 tangoli-javamaniry [1.13] |
Explanations in English |
19 the shoots of creeping plants [1.7] |
Explanations in French |
20 tiges des plantes rampantes ou grimpantes [1.8] 21 vrille [1.13] 22 (toute l'île, mais prononcé dans certaines régions : lady ou laly) (de lady : action de ramper, de se traîner sur le sol . comparer au Malais : jalin, au Javanais, Batak, Sudannais, etc. : jala, même sens). Nom général des tiges rampantes ou grimpantes, volubiles, surtout lorsqu'elles restent herbacées. Les véritables lianes ligneuses s'appellent vahy . D'où le verbe mandadina : enlacer, lier ensemble plusieurs objets (forte active), aussi, ramper, grimper. En parlant des plantes :
|
Vocabulary |
23 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word ladina |
Entry (3/3) | 38 ladina |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in Malagasy |
40 ketrona [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 41 adilan, dalany, dilana, ladina, nadila |
Updated on 2023/06/26 |