Entry | ketrona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |