|
|
|
|

Entry1  aketrona
Root  2  ketrona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr' akanjon-dRamatoainy ka lasa fohy ny akanjony
Atao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy
Explanations in English  5  [1.7] to be wrinkled up; to be gathered in pleats (of fabrics)
Explanations in French  6  [1.8] qu'on plisse (se dit des tissus) qu'on ride
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  aketrona, anetrako, kaontera, nakareto, naretako, naterako, takerano

Updated on 2023/01/19