|
|
|
|

Entry (1/2)1  miketrona
Root  2  ketrona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra
5  Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1]
Explanations in English  6  to be wrinkled [1.7]
Explanations in French  7  être ridé, plissé [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  miforitra, mivalombalona, milefitra, mifararemotra, mifendrotra, mitofendrotra, mifentsahona, mikainkona, mikonkina, mikarainkona, mikirotra, mirehoka, mangata-paraky (kiraro)
Proverbs  13  Proverbs containing the word miketrona

Entry (2/2)14  miketròna
Root  15  ketrona
Part of speech  16  imperative of active verb miketrona [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19  iketronam, miketròna, miketrona, noraketim

Updated on 2023/01/20