Entry (1/2) | 1 mikainkona |
Root | 2 kainkona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona |
Explanations in English |
5 [1.7] to curl up as a worm, etc.; to pull back |
Explanations in French |
6 [1.8] se recroqueviller, se retirer, reculer |
Morphology |
|
Analogs | 11 miketrona, mifendrotra, mifintina, mivonkina |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mikainkona |
Entry (2/2) | 13 mikainkòna |
Root | 14 kainkona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mikainkona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 ikainkonam, mikainkòna, mikainkona, namikinako |
Updated on 2025/02/02 |