|
|
|
|

Index

Proverbs : mikainkona

Proverb 1Manalasala toa vavan' ondrindrano : mitsotra toa lanton-tsandriny, mikainkona toa molo-bavany. [2.558]
Misalasala, toa vavan' ondrindrano : mitsotra, toa lanton-tsandriny; mikainkona, toa molo-bavany. [2.415 #5814, 2.653 #1826]
French translationNi l' un ni l' autre, comme les mandibules de la nymphe de libellule : quand elles sont étendues, on dirait des avant-bras ; quand elles sont contractées, on dirait le rebord des lèvres. [2.415 #5814]

Proverb 2Miditra an-tranon' olona, misolelaka ohatra ny sifotra, fa nony idiran' an-trano, mikainkona tahaka ny sokina. [2.558]

Index