|
|
|
|

Entry1  ondrindrano
Root  2  ondry, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody
Explanations in English  5  [1.2] a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly.
Examples  6  tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[2.131]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Analogs  8  angidina
Proverbs  9  Proverbs containing the word ondrindrano

Updated on 2024/12/12