Entry | 1 angidina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1] |
Explanations in English |
4 a species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2] 5 a dragonfly [1.7] |
Explanations in French |
6 libellule [1.8] |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Analogs | 8 ondrindrano |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word angidina |
Anagrams | 14 adingany, adingina, angidian, angidina, nangidia |
Updated on 2020/07/31 |