|
|
|
|

Entry (1/2)1  sifotra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]

Entry (2/2)9  sifotra
Part of speech  10  noun
Vocabulary  11  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  12  Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa [1.1]
13  karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
Explanations in English  14  snail [1.7]
Explanations in French  15  escargot, limace [1.8]
16  mollusque, escargot [1.13]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word sifotra

Anagrams  22  faritso, fitrosa, fositra, sifotra, tsirofa

Updated on 2023/10/02