Entry | 1 sifotra alan-doha |
Elementary words | 2 sifotra, alana, loha |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha |
Explanations in French |
5 [1.3] Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet |
Examples |
6 Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. [2.472] 7 Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. [2.5] |
Updated on 2024/12/07 |