Entry (1/2) | 1 sokina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 SOkona [1.1] |
Entry (2/2) | 4 sokina |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [1.1] |
Explanations in English |
7 greater hedgehog tenrec (Setifer setosus) [5.en.https://www.tenrec.org] |
Explanations in French |
8 hérisson [1.54, 1.8] 9 tenrec [1.8] 10 grand tenrec hérisson [5.fr.https://www.tenrec.org] |
Explanations in German |
11 Großer Igeltanrek [5.de.https://www.tenrec.org] |
Examples |
12 sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa. [2.895#90] 13 Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. [2.588#] 14 Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. [2.643#37] |
Vocabulary |
15 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word sokina |
Article |
25 Randzavola: sokina ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 26 akosin, ankôsy, isokan, kinaso, kosina, nakiso, nakosi, nasiko, nasoki, nisako, nisoka, sinoka, siokan, sokany, sokina |
Updated on 2023/07/14 |