|
|
|
|

Entry (1/2)1  manalasala
Root  2  salasala
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany
Explanations in English  5  [1.7] to hesitate and do nothing
Explanations in French  6  [1.8] hésiter au point de ne rien faire
Examples  7  manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word manalasala

Entry (2/2)13  manalasa
Root  14  salasala
Part of speech  15  imperative of active verb manalasala [Full list]

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21