Entry (1/2) | 1 manalasala |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany |
Explanations in English |
4 [1.7] to hesitate and do nothing |
Explanations in French |
5 [1.8] hésiter au point de ne rien faire |
Examples |
6 [2.472#] manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany |
Root | 7 salasala |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manalasala |
Entry (2/2) | 13 manalasalà |
Part of speech | 14 imperative of active verb manalasala [Full list] |
Root | 15 salasala |
Anagrams | 16 analasalam, manalasala, manalasalĂ |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |