Entry | 1 mivonkina |
Root | 2 vonkina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miforitra: Manjary tery ny farafara noho izy mivonkina rehefa matory 5 Mihorona manakely tena: Mivonkina ny sokina tohinina [1.1] |
Explanations in English |
6 to contract, as the fist [1.7] |
Explanations in French |
7 se contracter comme le poing [1.8] |
Examples |
8 Matokia hianao, tompoko, fa mivonkina ity anay, mitsotra ity anay. [2.587#] 9 Amin' izay ny rantsan-tanany mivonkina toa handoaka ny tratrany, handrotika ilay fo mitepotepo ao anatiny. [2.499#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mivonkina |
Updated on 2023/10/25 |