|
|
|
|

Entry1  mivonkin-kozatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1#446] re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo
4  [1.1#748] fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany
Vocabulary  5  Health
Elementary words  6  mivonkina, hozatra

Updated on 2024/12/07