Entry | 1 mirehoka |
Root | 2 rehoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty) Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy Mandrahona mafy amin-katezerana Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mirehoka |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |