Entry | 1 mirehoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty) Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy Mandrahona mafy amin-katezerana Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana |
Root | 4 rehoka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mirehoka |
Anagrams | 10 mirehoka, mirohake |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |