Entry | 1 rehoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka: Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary 4 Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda [1.1] |
Vocabulary |
5 Health |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 arehok, haroke, herako, heroka, horake, koreha, rehoka, rohake |
Updated on 2020/07/31 |