Entry | 1 miforitra |
Root | 2 foritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka 5 Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry 6 Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra 7 Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby 8 Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [1.1] |
Explanations in English |
9 Folded, turned down. [1.2] 10 to be folded [1.7] |
Explanations in French |
11 être plié [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/10/04 |