Entry | 1 miforitra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra |
Explanations in English |
4 [1.2] Folded, turned down. 5 [1.7] to be folded |
Explanations in French |
6 [1.8] être plié |
Root | 7 foritra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |