Entry | 1 mandrohy |
Root | 2 rohy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamatotra mafy: Mandrohy lakana 5 Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [1.1] |
Explanations in English |
6 to tie up tightly, to hog tie [1.7] |
Explanations in French |
7 attacher fortement [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mandrohy |
Anagrams | 13 androhim, hamindro, handroim, hondraim, mandrohy, mihandro |
Updated on 2023/01/20 |