Entry (1/3) | 1 rohy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tady, kofehy [Sihanaka]
[1.78] 4 Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra 5 Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1] |
Explanations in English |
6 a cord used for binding [1.7] |
Explanations in French |
7 attache, lien [1.8] |
Examples |
8 Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 18 rohy |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 omby voafatotra mba hoterena [Taisaka]
[1.78] 21 Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Tsimihety] [1.1] |
Entry (3/3) | 22 ROHY |
Part of speech | 23 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
24 Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1] |
Anagrams | 25 hori, hory, rohy, ROHY |
Updated on 2024/11/29 |