Entry | 1 rohizana |
Root | 2 rohy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano 5 (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny 6 Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1] |
Explanations in English |
7 to be bound with a cord [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on lie [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word rohizana |
Anagrams | 14 harozany, hizorana, hozairan, hozarain, hozarina, hozinara, nohazari, rohizana |
Updated on 2023/01/20 |