|
|
|
|

Entry1  maningotra
Root  2  singotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word maningotra

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21