Entry | 1 maningotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo |
Root | 4 singotra |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word maningotra |
Anagrams | 10 maningotra, namingotra, nirongatam, norangitam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |