Entry | 1 singotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana Fatotra manao amparapaingo Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany Teny misy fitaka atao mba hampahita loza |
Explanations in French |
4 [1.3] action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre |
Examples |
5 ny rofia iray lanjana, nakana rofia iray singotra. [2.436#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word singotra |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |