|
|
|
|

Index

Proverbs : singotra

Proverb 1Akoholahy mitelin-koto : raha mahay mitelina dia tohan' aina, raha tsy mahay dia singotry ny lela. [2.415 #3537]
Akoholahy mitelin-koto: raha mahay mitelina, dia tohan' aina; raha tsy mahay mitelina, dia singotry ny lela. [2.165]
Akoholahy nitelin-koto, ka ny natao hanin-kahavoky no tonga singotry ny aina. [2.415 #3537]
Akoholahy nitelin-koto : mahay mitelina, tohan' ny aina, tsy mahay, singotry ny lela. [2.558]
Akoholahy nitelin-koto: raha mahay mitelina, dia tohan’ ny aina ; raha tsy mahay, dia singotry ny lela. [2.653 #66]
French translationCoq qui a mangé de l' étoupe, ce qu'il a pris pour lui servir de nourriture devient sa perte. [2.415 #3537]
Coq qui avale de l' étoupe : s' il parvient à l' avaler, c' est une nourriture ; s' il n'y parvient pas, sa langue s' y prend et il en crève. [2.415 #3537]
Un coq avalant de l' étoupe: s' il peut l' avaler, elle le nourrira; mais s' il ne peut l' avaler, elle lui embarrassera la langue. [2.165]
French interpretationSe disait de ceux qui portent la parole et qui s' y embarrassent. [2.415 #3537]

Proverb 2Singam-bolo : am-bava singotry ny lela, voatelina singotry ny tsinay. [2.558 #3891]

Proverb 3Singotry ny vava ihany ohatra ny samoim-boatavo. [2.558]

Index