Entry | 1 tsinay |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy |
4 Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [1.1] |
Explanations in English |
5 intestines, entrails [1.7] |
Explanations in French |
6 intestin, entrailles [1.8] |
Examples |
7 Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470] 8 dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48] |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tsinay |
Anagrams | 16 sainty, tanisy, tsinay |
Updated on 2023/05/19 |