Entry | 1 kambontsinay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay |
Examples |
4 [2.424#] Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. |
Vocabulary |
5 Biology |
Elementary words | 6 kambo, tsinay |
Anagrams | 7 ambonintsika, kambontsinay, niombantsika, nitsambokina, nombaintsika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |