|
|
|
|

Entry1  kambontsinay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay
Examples  4  [2.424#] Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay.
Vocabulary  5  Biology
Elementary words  6  kambo, tsinay

Anagrams  7  ambonintsika, kambontsinay, niombantsika, nitsambokina, nombaintsika

Updated on 2025/01/21