|
|
|
|

Entry1  mifanapa-tsinay
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka
Explanations in French  4  [1.54] enfants de même mère
Examples  5  [2.293] Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
Vocabulary  6  Relationships: family
Elementary words  7  mifanapaka, tsinay

Updated on 2024/12/07