Entry | 1 misingotra |
Root | 2 singotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word misingotra |
Anagrams | 10 itrongisam, misingotra, tsimirango |
Updated on 2023/01/05 |