Entry | 1 afehy |
Root | 2 fehy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy |
Explanations in English |
5 [1.2] used of that employed for tieing. |
Examples |
6 Izay ataon' ny vehivavy momba ny nofo aminy ao, tsy afehy ny lalàna momba ny fatodra. [2.245#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word afehy |
Anagrams | 13 afehy, ahefi, fehia, haefi, hefai, hiefa |
Updated on 2023/01/19 |