Entry | 1 ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra |
Elementary words | 2 fanambadiana, tsy, afehy, ahandrotra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) |
Updated on 2024/12/07 |