Entry | 1 fanambadiana |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery) 5 [1.1] Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. (Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) |
Explanations in English |
6 [1.7] marriage, the married state |
Explanations in French |
7 [1.3#797, 1.8] mariage 8 [1.3#797] l'action d'épouser, le motif 9 [1.8] la vie de ménage |
Examples |
10 Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana. [2.606] 11 Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina? [2.529] 12 Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo. [2.643] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
23 Kabarim-panambadiana (Rabenjamina Androvakely) 24 Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana : Fomba fanao raha misy maty: famangiana ~ levenana ~ kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word fanambadiana |
Article |
26 Randzavola: fanambadiana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |