Entry (1/2) | 1 vady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1] |
Explanations in English |
4 a spouse [1.7] |
Explanations in French |
5 époux, épouse [1.3#797, 1.8] |
Examples |
6 Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4] |
Vocabulary |
7 Relationships: family |
Derivatives |
|
Analogs | 13 Namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word vady |
Article |
35 Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) |
Entry (2/2) | 36 vady |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity? 39 Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1] |
Explanations in English |
40 one of a pair [1.7] |
Explanations in French |
41 ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3#797] 42 l'un d'une paire [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 45 Namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano |
Compound words |
|
Proverbs | 47 Proverbs containing the word vady |
Anagrams | 48 davy, vady |
Updated on 2023/06/05 |