Entry | 1 vadiana |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampiarahina amin' ny...: Tsy hahavelona anao io asa io raha tsy vadianao raharaha iray hafa [1.1] |
Explanations in French |
5 A qui ou à quoi on ajoute, on associe, on met le complément, le pendant: Tsy afa-mandeha lavitra aho raha tsy vadianao olona iray (Je ne peux pas aller si loin, si vous ne me donnez pas quelqu'un pour compagnon) ~ Tsy manendrika ny efl-trano ity sary ity, raha tsy vadiana anankiray (Ce tableau n'orne pas bien l’appartement, s'il n’y a pas son pendant, son pareil) [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word vadiana |
Anagrams | 11 anadiva, andiava, davanay, vadiana |
Updated on 2020/07/31 |