Entry | 1 manambady |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao |
Explanations in English |
5 [1.7] to marry; to live in a married state |
Explanations in French |
6 [1.3] Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse) 7 [1.8] se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manambady |
Updated on 2024/12/11 |