|
|
|
|

Entry1  mifanambady
Root  2  vady
Part of speech  3  active verb
Examples  4  hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy. [2.298]
5  Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. [2.508]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/02/21