|
|
|
|

Entry1  fanambady
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manambady
Azo alaina ho vady: Taranak' olona tsy fanambady ireny
Explanations in French  4  [1.3#797] Manière d’épouser
Qui est digne d'être épousé
Examples  5  [2.471#33] Hataoko ahoana ny ho fanambady ny zanak' olona amin' ity karama-miaramila?
Root  6  vady

Updated on 2024/12/11