Entry | 1 mampivady |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mampanaraka [1.13] |
Explanations in French |
5 accoupler [1.3, 1.13] 6 faire marier [1.3] |
Examples |
7 Aza mampivady biby samihafa karazana; [2.996#] 8 Ny tsara indrindra dia ny mampivady ny fitsaboana maoderina amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, dia mety ho tsara kokoa ny vokany noho ny fampiasana ny iray amin'ireo ihany. [2.424#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/21 |