Entry | 1 anambadiana |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3] |
Examples |
6 Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée) [1.3] 7 Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany; [2.48] 8 Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny [2.324] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word anambadiana |
Updated on 2020/07/31 |