|
|
|
|

Entry1  anambadiana
Part of speech  2  relative verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3]
Examples  5  [1.3] Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée)
6  [2.48] Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany;
7  [2.324] Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny
Root  8  vady
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word anambadiana

Updated on 2024/12/11