|
|
|
|

Entry1  andefimandry
Elementary words  2  andefitra, mandry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza
Explanations in English  5  [1.2] A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat.
6  [1.7] a wife
Explanations in French  7  [1.8] épouse, conjoint
Examples  8  Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! [2.298#]
Vocabulary  9  Relationships: family
Proverbs  10  Proverbs containing the word andefimandry

Updated on 2023/12/02