Entry | 1 andefimandry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza |
Explanations in English |
4 [1.2] A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. 5 [1.7] a wife |
Explanations in French |
6 [1.8] épouse, conjoint |
Examples |
7 [2.298#] Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Elementary words | 9 andefitra, mandry |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word andefimandry |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |